|
|
|
|

Teny iditra1 tailana
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Vilana, tsy mitovy ny an-daniny roa avy, mitongilana ny ilany, somaradimbana, tafy: Tailana ity latabatra ity izany fa mitongilana ny ilany noho ny iray. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4crooked, irregular, disproportional. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5inégal, irrégulier, dont un côté est plus grand que l'autre.
6Comme tafy. [1.3]
7irrégulier, tordu, disproportionné. [1.8]
Ohatra  8 Ka ny fianakaviana iazaina amin' izany dia tsy irony fianakaviana tailana. [1.317#]
9 raha olombelona ianao, dia tsy maintsy tailana andrenesana indraindray, na diso hevitra kely. [2.285#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  28Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  29 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  30 atanila, 31 tailana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02