|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mibofoka |
| Fototeny | 2bofoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mifono na mirakotra lamba matevina na maro eo am-pitoerana na eo am-patoriana: Asa na marary i Jaona na tsia fa mibofoka ao am-pandriany ao izy.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|