|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mikobona
Fototeny  2kobona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mirakotra tenteraka ao anaty na ao ambany...: Nikobona tao anatin' ny lambany izy dia tsy nihetsika tao. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Mpanahaka  9 misalobona

Teny iditra (2/2)10 mikobòna
Fototeny  11kobona
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikobona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 akombony, 14 ambokony, 15 komboina, 16 mibonoka, 17 mikobona, mikobòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05