|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mirohotra |
| Fototeny | 2rohotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4miara-mandeha maro be, mizotra miara-be: Raha vao nahare ny mozika nitatatata ny mpianatra dia nirohotra nivoaka hijery.
[1.1#712] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5aller ensemble, aller en foule.
[1.3#543] |
| Ohatra |
6 Indraindray mirohotra manao rodobe, mifanena ny mpandeha eny an-dalana.
[2.356#]
7 Ny lehilahy mahery kosa mirohotra mitondra azy avy any ivelan' ny tanàna miantsa koa. [1.353#] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 12mirohitra |
| Mpanahaka | 13 manaodiabe, 14 manaoranovaky, 15 manaorodombe, 16 manaotsyombyaloha, 17 mibosesika, 18 mifanitsakitro, 19 miridana, 20 misesika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|