|
|
|
|

Teny iditra1 mifanitsa-kitro
Singan-teny  2mifanitsaka, 3kitro
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana olona tafavory be dia be, tsy tambo isaina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to trample on each other's ankles; to be crowded together. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7se marcher sur les chevilles; être dans une foule serrée. [1.8]
Tovy hevitra  8miady kitro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12