|
|
|
|

Teny iditra1 miroa lela
Singan-teny  2miroa, 3lela
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza zavatra manana vokany na mety hisy asany roa mifanohitra: Antsy miroa lela ~ Sabatra miroa lela. [1.1]
Ohatra  6 toy izany ny mpanota miroa lela. [2.996]
Tovy hevitra  7roa lela

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12