|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miparitaka |
| Fototeny | 2paritaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miely tsy amin' ny toerana iray, mihahaka, mipariaka: Vonjeo fa miparitaka ny ondry.
5Mandositra atsỳ sy arỳ, hatraiza hatraiza: Niparitaka ny ankizy nony tonga ny polisy. 6Misafotofoto, mifotofoto, misavorovoro, misaritaka: Tsy ho vita haingana ity fa miparitaka ny kofehy. [1.1] 7miely. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to scatter.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9s'éparpiller.
[1.8] 10se disperser. [1.13] |
| Ohatra |
11 miparitaka manodidina ny trano lay ny lasin' ny mpiasa.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 16 mamenotanety, 17 miely, 18 mielipatrana, 19 mihahaka, 20 mihanaka, 21 miitatra, 22 miparasadrasaka, 23 miparasaka, 24 mipariaka, 25 misaratsaraka |
| Fivaditsoratra | 26 miparitaka, 27 mipatriaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|