|
|
|
|

Teny iditra1 mihanaka
Fototeny  2hanaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miely eran' ny toerana iray, miparitaka, mihahaka, manenika tsikelikely: Andeha maka kifafa fa mihanaka eran' ny trano ny rano. [1.1]
5miely miandalana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6faire tâche d'huile. [1.13]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Mpanahaka  10 manenika
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 mahaanky, 13 mahanika, 14 mañahaky, 15 mankahay, 16 mankahia, 17 mihanaka, 18 mikahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02