|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misaratsaraka |
| Fototeny | 2saratsaraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Raha misaratsaraka izy : fasika
[2.285#307]
5 Dia nisaratsaraka be ihany ny mponina : ny sasany nianatsimo atsinanana nanampy ireo Mavorongo tany [2.357#83] 6 Be sady malalaka ny asa, ka dia misaratsaraka eny ambonin'ny manda isika ka mifanalavitra. [2.996] |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
|