|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihahaka |
| Fototeny | 2hahaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miparitaka, miely: Mihahaka eny an-tsaha ny omby.
5Tsy mitombina fa mandeha etsy mandeha eroa: Mihahaka atsý sy arý ny saiko ~ Mihahakaha-kevitra loatra ianao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to scatter, to disperse.
7fig. 8to abuse, to vilify.. [1.2] 9to scatter, to be scattered. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10se disperser, s'éparpiller.
[1.8] |
| Ohatra |
11 ny fitia efa ho lany sy ny fitia efa hihahaka tsy mba itohizam-pangoka intsony.
[2.131]
12 Andry zareo ireo ihany ireny andian' omby ireny, andia mihahaka tsy misy mpiandry, na olon-kafa. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 mahahika, 19 mihahaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|