|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mipapapapa
Fototeny  2papapapa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamindra maika mankatsy mankaroa noho ny fahaverezan-kevitra; mitotototo, miraparapa. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Mpanahaka  9 miapanapana, 10 mikoropaka, 11 mikoropoka, 12 mipempena, 13 mipepipepy, 14 mirafandrafana, 15 miraparapa, 16 mirepirepy, 17 mirotoroto
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)19 mipapapapà
Fototeny  20papapapa
Sokajin-teny  21 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mipapapapa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  22 mipapapapà, mipapapapa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02