|
|
|
|
Teny iditra
1
papa
pa
pa
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Famindra maika nefa toa tsy mijery izay diavina; totototo; raparapa.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mipapa
pa
pa
Matoantenin' ny iharana :
5
apapapapa
,
6
apapapapao
,
7
tafapapapapa
Matoantenin' ny fameno :
8
ipapapa
pa
na
Anarana :
9
fipapapapa
,
10
fipapapapana
,
11
kopapa
pa
pa
,
12
mpipapapapa
Mpamaritra :
13
mahapapapapa
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19