|
|
|
|

Teny iditra1 mikoropaka
Fototeny  2koropaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao fihetsika toa tsy voahevitra ka tsy mandeha amin' izay izy noho ny hamaikana na ny hamaimaizana: Tonga tampoka ny rafozany ka nikorapaka Rasoa hamono akoho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be in a commotion; to do something in a great hurry; to struggle. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6s'empresser; se débattre, se démener. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11mikoropapa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12