|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hoaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Lavaka, loaka anatin' ny hazo, vatolampy.
4Fisokafan'ny vava mitanatana mba hamoaka rivotra amin'ny fotoana mahanoana na ta hatory.
5Hery sy feo re rehefa mandoa. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  14hoaka aty

Teny iditra (2/2)15 hoaka
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny malagasy  17varavarankely. [Tambahoaka] [1.78]
18varavarankely boribory na lavalava fanao ambany tafo. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  19oeil de boeuf. [1.13]
Kamban-teny rehetra  20tety hoaka

Fivaditsoratra  21 hakoa, 22 haoka, 23 hoaka, 24 ohaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08