|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihoakoaka |
| Fototeny | 2hoakoaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa.
5Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9mihoaka |
| Fivaditsoratra | 10 mihaokaoka, 11 mihoakoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|