|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mihatra |
| Fototeny | 2hatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tonga hatrany amin' ny...: Efa mihatra hatramin' ny rihana ambony ny afo.
5Tongamipaka amin' ny: Mihatra amin' ny lehibe ny fitarainanao. 6Mikasika, miantefa (amy): Mihatra aminareo mpianatra indrindra ny teniko. 7Miantraika, mianjera: Mihatra amin' ny fianakaviana manontolo ny heloka vitan' ny olona iray ao anatiny. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to reach to, to come to..
[1.2] 9to happen to; to reach to. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10arriver à quelqu'un; s'appliquer à; atteindre.
[1.8] |
| Ohatra |
11 Tsy maintsy mihatra aminy izany.
[2.499#]
12 Fitsipika roa mbola tsy mihatra ireo ankehitriny. [1.369#] 13 Nolazainy daholo ny zavatra rehetra nihatra taminy. [2.324] 14 Nony re tao an-tanàna ny nihatra taminay, dia tonga daholo ny havanay. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19fotoan-tsy mihatra |
| Teny iditra (2/2) | 20 mihatra |
| Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
22manasitrana.
[Tanosy]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 23 hatramy, 24 mihatra, 25 mitraha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|