|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manasitrana
Fototeny  2sitrana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manafaka amin' ny aretina: Dokotera Ranona no nanasitrana azy ~ Mahay manasitrana ny habokana hono izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to heal. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6guérir. [1.8]
Ohatra  7 Aoka hasehoko an'i Voahirana ity, hoy ny teniny irery fa mety hisy hahazoany manasitrana io vavany toro io. [2.895#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Voambolana  12 Fahasalamana
Mpanahaka  13 mampanaritra, 14 manafaka, 15 manala

Teny iditra (2/2)16 manasitràna
Fototeny  17sitrana
Sokajin-teny  18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasitrana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  19 manasitràna, manasitrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03