|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mifanta
Fototeny  2fanta
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4miozona. [Tambahoaka, Bara, Tanosy] [1.78]
5mianiana. [Tambahoaka, Tanosy] [1.78]
6manozona. [Sihanaka] [1.78]
7Miozonozona, mianiana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to take an oath. [1.2]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13mifantafanta

Teny iditra (2/3)14 mifanta
Fototeny  15fanta
Sokajin-teny  16 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  17to miss fire (?), as a gun.. [1.2]
Haiendriteny 
18 Ny ankehitriny :
19 Ny lasa :
20 Ny hoavy :
21 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  22mifantafanta

Teny iditra (3/3)23 mifantà
Fototeny  24fanta
Sokajin-teny  25 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanta [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  26 mifantà, mifanta

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03