|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miozona
Fototeny  2ozona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mianiana miantso loza raha toa ka mivadika amin' ny fianianana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to call down a curse on oneself, as in taking an oath. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6faire un serment basé sur l'imprécation de soi-même; jurer. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11 miozòna
Fototeny  12ozona
Sokajin-teny  13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miozona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 amozony, 15 miozona, miozòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05