|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mianiana
Fototeny  2aniana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manambara ampahibemaso fa hilaza izay fantatra ho marina: Mianiana izy fa hilaza ny marina ary ny marina ihany.
5Manambara ampahibemaso fa hanome izay nampanantenaina: Mianiana aho fa hanome vola azy raha vao manana.
6Manambara ampahibemaso fa hanatanteraka an-tsakany sy an-davany ny andraikitra takin' ny asa aman-draharahan' ny tena: Nianianaireo mpitsara vao nandray raharaha fa hanao araka ny rariny mandrakariva. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to take an oath. [1.2, 1.7]
8to swear. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9prêter serment. [1.8]
Ohatra  10 mianiana amin' ise aho fa tsia! [2.529#129]
11 Mahazo mianiana amin' ny razantsika aho, ry sombi-naiko! [2.285#157]
12 mianiana eto aminao izahay fa hanoa sy hanaja anao ary tsy hivadika! [2.113#23]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)18 mianiàna
Fototeny  19aniana
Sokajin-teny  20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mianiana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  21 amiñaina, 22 mianiana, mianiàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02