|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mifanena |
| Fototeny | 2tsena |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mifankahita sendrasendra toa nitsena ny iray ny iray; miara-tonga amin' ny toerana iray, mifanojo, mifanehatra: Nifanena teny andalana izahay sy ny mpampianatra anao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5se rencontrer réciproquement.
[1.107] |
| Ohatra |
6 Raha mba mijery ireo mantsy izy, ka mifanena any ny masonay.
[2.324]
7 Ohatra ny olon-dratsy daholo ny fahitako izay mifanena amiko rehetra. [2.4] 8 Rariny ve raha hatobaka eo an-tongotr’ izay mifanena aminao voalohany izany harem-be saro-bidy izany, satria tia ianao? [2.5] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 mifanenà |
| Fototeny | 15tsena |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanena [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 17 manefina, 18 mifanena, mifanenà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|