|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifanandrify |
| Fototeny | 2tandrify |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mifanatrika, mifanoloana: Rakoto no nifanandrify tamiko tamin' ny sakafo.
5Mifanentana: Tsy mifanandrify amin' ny tanjak' io zaza io ity entana ity. 6Mifanaraka: Mifanandrify amin' ny iriny ny zavatra miseho. [1.1] 7mifanaraka. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8correspondre.
[1.13] |
| Ohatra |
9 mifanandrify tsara amin' ny fitiavany ilay soratr' ondana fanao haingom-parafara.
[2.470]
10 Telo andàlana ny efi-trano; intelo mifanandrify koa ny varavarankely. [2.996] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14mifamaly mifanandrify |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|