|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tandrify |
| Sokajin-teny | 2 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Manatrika ny, mifanatrika amy: Tandrifin' ny lapan' ny tanàna no misy ny tranony.
4Sahaza, antonona: Tandrify ho vadinao io zazavavy io ka aza misalasala ~ Tandrify azy mihitsy ilay aga. 5(Tsara homarihina fa amin' ilay hevitra (1) dia tandrifin' ny, tandrifiko, tandrifinao, tandrifiny... 6no ampiasaina, fa amin' ilay hevitra (2) kosa, tandrify ny, na tandrify ahy, tandrify anao, tandrify azy..., ka fiteny diso ny hoe: tandrifin' azy). [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7vis-à-vis, à l'opposé, en face; qui va droit au but, qui est de même condition, propre à, juste, convenable, proportionné, en rapport.
[1.3] |
| Ohatra |
8 Tsy zatovo lany tandrify, ka hampakatra ny efa nisaorana.
[2.346#26]
|
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|