|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mianina
Fototeny  2anina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miato kely, mitsahatra tsy mandroso: Tsy nandeha adiny iray akory izahay dia nianina teo ambody hazo midoroboka iray.
5Mijanona tsy mandeha intsony, tsy avy intsony (orana): Tamin' ny telo maraina vao nianinany orana sy ny rivotra.
6Mifaly, afapo amy...: Tsy tokony hianina amin' ny fahaizana efa azo fa tokony hanitatra ihany. [1.1]
7mionona, afa-po amin' izay efa ao. [2.285#223]
Fanazavàna teny anglisy  8to cease, to stop, to stop crying, to have one's grief assuaged.. [1.2]
Ohatra  9 Mikarama mofo ny voky, ary mianina kosa ny noana [2.996]
10 Fa izay mahay mianina, manana ny ampy ary manam-be aza. [2.296#137]
11 Injao ny milina tsy mianina, fa misamonimonina ao an-efitra. [2.499#68]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)16 miana
Fototeny  17anina
Sokajin-teny  18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mianina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  19 mainina, 20 mañaiñy, 21 maninia, 22 mianina, mianìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03