|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 meloka |
| Fototeny | 2heloka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsy mahitsy fa mifeloka, vokoka: Vy meloka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5crooked.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6courbe.
[1.3#233, 1.8] |
| Ohatra |
7 ny hazo meloka aza tambinana;
[2.69#]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 15 meloka |
| Fototeny | 16heloka |
| Sokajin-teny | 17 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
18Nahavita hadisoana lehibe: Olomeloka,.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19guilty, criminal, sinful.
[1.2] 20guilty. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21coupable.
[1.3#233, 1.8] |
| Ohatra |
22 Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka.
[2.508#]
23 koa raha misy manao izany, ataoko namany ny meloka. [2.654#] 24 Fa raha meloka amy ny heloka, dia atao tadimody, ary dia ny havana hiany no mamono azy. [2.48] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 31Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 33 meloka |
| Fototeny | 34heloka |
| Sokajin-teny | 35 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
36tezitra.
[Bara]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
37angry, displeased.
[1.2] |
| Teny iditra (4/4) | 38 Melòka |
| Sokajin-teny | 39 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
40Malluch.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
41Malluk.
[2.996] |
| Ohatra |
42 Benjamina, meloka, Samariasa;
[2.996#]
|
| Voambolana | 43 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 44Toko sy andininy momba Melòka |
| Fivaditsoratra | 45 lemoka, 46 lomake, 47 maloke, 48 Melòka, meloka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|