|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanamelohana
Fototeny  2meloka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4la courbure. [1.3#233]

Teny iditra (2/2)5 fanamelohana
Fototeny  6meloka
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Filazana ho meloka araka ny didim-pitsarana; fanasaziana, sazy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9la culpabilité. [1.3#233]
Ohatra  10 Ny fanamelohana an- tranomaizina mpanao gazety? [4.27#]
11 izay manohitra ny asany dia hahazo fanamelohana; [2.588#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12