|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tomady |
| Fototeny | 2tady |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Matanjaka, vory nofo, nofosana: Tovolahy tomady.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5strong, muscular.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6fort.
[1.3#718, 1.8] 7musculeux. [1.3#718] 8costaud, robuste. [1.8] |
| Ohatra |
9 Mbola tena tanora sy tomady izy.
[2.117#78]
10 Anisan' ny zaza salama sy tomady tokoa aho. [2.643#22] 11 Olona nofantenana tomady sy matanjaka daholo ireo! [2.472#178] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|