|
|
|
|

Teny iditra1 mihararetra
Fototeny  2hararetra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mangovitra fatratra toa rano an-dravina. [1.1]
5mihovitrovitra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6vibrer. [1.13]
Ohatra  7 Sady taitra Ingahibe no nanala ny sarom-bavany, ka namaly azy tamim-peo mihararetra hoe: [2.470]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02