|
|
|
|

Teny iditra1 an-koditra
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3sur la peau.
4Figuré: qui atteint: Lamba an-koditra (Le lamba que l'on porte sur soi) ~ Loza mby an-koditra (Malheur dont on est frappé) ~ An-koditra izay nolazainy (Il a touché la corde sensible). [1.3]
Ohatra  5 hita eny ny tsy hananana eny an-koditra sy tsy ampy amin' ny tonkatrano sy ny fanaovan-taozavatra. [2.470]
6 Sahala amin' ny akanjo anaovana ilay izy, ka eny an-koditra foana na aiza na aiza aleha. [2.472]

Fivaditsoratra  7 an-koditra, 8 kiatondra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12