|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miraika |
| Fototeny | 2raika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mirona, mitongilana: Miraika ity andry ity izany fa aza manakaiky eto.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to bend, to incline, to lean..
[1.2] 6to lean; to be stirred or moved. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7être penché, incliné; s'émouvoir.
[1.8] |
| Ohatra |
8 hatao tahaky ny vary an-doharano / tsofin'ny rivotra tsy mba miraika / mitanin'andro tsy mba malazo
[2.131]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 miaraky, 16 miraika, 17 miriaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|