|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 masina |
| Fototeny | 2hasina |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mahomby, mandaitra, mahasitrana: Masina io fanafody io raha atao ody poizina.
5Voatokana ho an' Andriamanitra, ampiasaina amin' ny fanompoam-pivavahana, mikasika ny fivavahana: Ny otely masina ~ Ny soratra marina ~ Olo-masina. 6Mendrika hohajaina, tsy azo zimbazimbaina, manan-jina: Masina ny tanindrazana,. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7holy.
[1.2, 1.7] 8consecrated, sanctified; in reduplication it means saltish. [1.2] 9sacred; possessing "mana" or supernatural power. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10saint.
[1.8, 1.196] 11sacré; qui possède ou transmet une force surnaturelle. [1.8] 12efficace, sacré. [1.196] |
| Ohatra |
13 Olona iray main' ny afo no mitalaho fivavahana amin' ny velona, amin' ny alalan' ny sapile sy sorona masina.
[2.470]
14 masina, ry Nosim-Baliha!... [2.471] 15 Andro androan-drano mafana, anaterana tsihy masina ny razanandriana; [2.48] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 29masy |
| Kamban-teny rehetra | 30Fikambanana 50 amin' io teny io |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 32 masìna |
| Fototeny | 33hasina |
| Sokajin-teny | 34 filaza mandidin' ny mpamaritra masina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Teny iditra (3/3) | 35 masina |
| Sokajin-teny | 36 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
37marikivy.
[Bezanozano, Sihanaka, Tanala]
[1.78] 38makirana. [Sihanaka, Tanala] [1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 42zana-dranomasina |
| Fivaditsoratra | 43 mañasy, manasy, 44 manisa, manisà, 45 masìna, masina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|