|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 marikivy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Handatra ary manaikitra kely ka mampiteraka ranonivy: Marikivy ny voasary makirana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4sour, acid.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5aigre, acide.
[1.8] 6qui a un goût acide, aigrelet. [1.196] |
| Ohatra |
7 Ho fanajana olona dia mba nanaraka koa aho, saingy ny ahy hehy marikivy izany.
[2.4#]
8 Tao ny vehivavy efa trotraky ny indray andro maninjitra teny ambony kalesy teny ka tsy maharin-doha intsony, tao ny sarotiny ka efa marikivy sy mitampina orona ihany. [1.210#] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|