|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mankamasina |
| Fototeny | 2masina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manaja ho toy ny zava masina: Mankamasina ny andro alahady ny Kristianina.
5Mitsaoka, matoky: Aza mankamasina ny sampy sy ny ody fa mahamenatra. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9mahamasina, manamasina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|