|
|
|
|

Teny iditra1 masaisay
Fototeny  2saisay
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Marokoroko toa misy bontsimbontsina kely manindrontsindrona: Masaisay ny vatovary raha tsapaina.
5Maraorao, masaosao.
6Handatra maisatra: Masaisay ny kaky manta. [1.1]
7tsy malama. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8rêche. [1.13]
Ohatra  9 Maina sy mangirana ny hodiny ary toa vato fisaka ny tongony, toa kapa vita ho azy ny hatevenan' ny faladiany, kitroina toa vatokely ny tonon-dratsany ary masaisay by felatanany. [2.470]
Mpanahaka  10 malailay, 11 maraorao, 12 marokoroko, 13 masaosao, 14 mivohomamba

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31