|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 masaosao |
| Fototeny | 2saosao |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsy malama fa marokoroko: Masaosao ny vatovary raha safoina.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5maraorao, marokoroko, masaisay |
| Mpanahaka | 6 maraorao, 7 marokoroko, 8 masaisay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|