|
|
|
|

Teny iditra1 malailay
Fototeny  2lailay
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4mangidihidy: Ijay malailay mihaotre (izay mangidihidy mihaotra). [Tanala] [1.78]
5Masaosao na masaisay rehefa mikasika ny tena: Malailay ny jiafotsy.
6Mahatonga hidihidy: Malailay itỳ akanjoko itỳ izany.
7Mangidihidy: Malailay aho izany; asa raha nandadian' ny fanday. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8scratchy, itchy. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qui cause des démangeaisons. [1.8]
Voambolana  10 Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  11malailay fonosana toa fary
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02