|
|
|
|

Teny iditra1 mivoho-mamba
Singan-teny  2mivoho, 3mamba
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsy manaiky ny mpitondra; tsy manaiky tsy mandà, na mihenahena amin' ny fanoavana ny didy aman-dalàna.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Ceux qui refusent obéissance au gouvernement sont rugueux comme le dos du caïman.
7On employait aussi cette expression : rugueux comme le dos du caïman, pour dire que la peau était dure et rugueuse.. [2.415#361]
Ohatra  8 Radama Manjaka namory ny anivon' ny riaka, sy nanao salaka fohy, sy namory ny ambani-lanitra, izay tsy mirokaroka, ary izay tsy mivoho-mamba, sy izay manoa sy manasina, ary mifaly ny Manjaka [2.857]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12