|
|
|
|

Teny iditra1 fahamarinana
Fototeny  2marina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Ny rariny, ny hitsiny, ny marina: Manaova ny fahamarinana mandrakariva.
5Toetran' ny olona antsoina hoe marina, izany hoe:
-- tsy mandainga, tsy mamitaka: Nitsotra tamim-pahamarinana izy fa naka ilay omby
-- tsy manambaka fa manao ny rariny, ny hitsiny: Olona mahalala ny fahamarinana ny mpampiasa anay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the truth; justice; a state of righteousness; righteous conduct. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7vérité; justice; bonne conduite. [1.8]
Tovy hevitra  8hamarinana
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  10 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  11 fahamanirana, 12 fahamarinana, 13 fahamiranana, 14 fanamarihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02