|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 marimarina
Fototeny  2marina
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4Uni, vrai. [1.3#435]
Ohatra  5 Mitady ny fasany no marimarina kokoa. [2.529]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)9 marimarina
Fototeny  10marina
Sokajin-teny  11 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  12vraiment, en vérité. [1.3#435]
Ohatra  13 Mitady ny fasany no marimarina kokoa. [2.529]
14 Lavinay marimarina izany, ry Neny Manga, ka aza tsiny. [2.499]
15 Matokia marimarina fa havana tokoa aho ary sakaiza tokoa. [2.366]
Haiendriteny 
16 Ny ankehitriny :
17 Ny lasa :
18 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  19 marimarina, 20 miramirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12