|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 maria
Fototeny  2ria
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Ilazana ny toetran' ny rano mandeha mikoriana fa tsy mihandrona na monina: Entin' ny rano maria ny lakana ka mandeha tsy voizina akory. [1.1]
5mahery sy lalina tsy azo itana. [2.285#217]
Fanazavàna teny anglisy  6to flow swiftly; swifty-flowing. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7couler rapidement. [1.8]
Ohatra  8 voahirana an-drano maria! [2.5]
9 ireny dia tsy an-kasoavana
tsy an-karatsiana
tsy an ony
tsy an-drano maria
[2.131]
10 Tsy mifidy hasiana, mazàna mamono, Ary tsy azo tohaina fa rano maria! [1.240#]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)16 maria
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny frantsay  18nom d'une espèce d'oiseau.. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  19 Haibiby: vorona
Tsipelina hafa  20mariha

Teny iditra (3/4)21 Maria
Fototeny  22ria
Sokajin-teny  23 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  24 Haitoetany: tanàna

Teny iditra (4/4)25 Maria
Sokajin-teny  26 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  271.
28Miriam, the sister of Aaron.
292.
30Mary, mother of Jesus.
313.
32Maria, wife of Cleophas.
334.
34Mary, sister of Lazarus.
355.
36Maria Magdalene.
376.
38Maria, mother of Mark.
397.
40Maria, an early Christian from Rome. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  411.
42Miryam, soeur d'Aaron.
432.
44Marie, mère de Jésus.
453.
46Marie, épouse de Clopas.
474.
48Marie, soeur de Lazare.
495.
50Marie Magdalène.
516.
52Maria, mère de Marc.
537.
54Marie, chrétienne de Rome. [2.996]
Voambolana  55 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  56Toko sy andininy momba Maria
Lahatsoratra  57Randzavola: Maria ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  58 aramy, 59 Arima, 60 maray, 61 Maria, maria, 62 miara, 63 Ramia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03