|
|
|
|

Teny iditra1  maraina-koam-borizano
Singan-teny  2 maraina, 3 koa, 4 borizano
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fandisoam-potoana [1.10]
7 [marainakoamborizano] diso fotoana, tratra antoandro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 [marainakoam-borizano] en retard [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04