|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mantsimpofona |
| Singan-teny | 2mantsina, 3fofona |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy raha ahosotra, ary ny tahony fampandosirana ny moka rehefa dorana (Celtis discodoxylon).
[1.1] |
| Voambolana | 6 Haizavamaniry: hazo |
| Tovy hevitra | 7afiafy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|