|
|
|
|

Teny iditra1 afiafy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy raha ahosotra, ary ny tahony fampandosirana ny moka rehefa dorana (Celtis discodoxylon). [1.1]
4hazo maniry eny amoron-dranomasina. [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a tree. [Sakalava] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6(du malais api-api)..
7Avicennia marina (Forsk.) Vierh.
8(Acanthaceae).
9Arbre poussant dans l'eau de mer.
10Réputé médicinal.. [Betsimisaraka, Tanosy]
11Celtis gomphophylla Baker (Cannabaceae). [Sakalava] [1.196]
Voambolana  12 Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  13mantsimpofona
Anarana ara-tsiansa 
Teny nalaina  14 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  15 afiafy, 16 faifay, 17 fiafia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13