|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fofona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Vokatry ny fandrenesan' ny orona avy amin' ny poti-javatra faran' izay kitika kely tsy hita-maso izay miala avy amin' ny zavatra iray ka entin' ny rivotra ary tonga mikasika ny hozatra manify manemitra ny aty orona: Misy fofon-javatra io izany.
4Etona: Misy fofon-tany midofaka eto izany. 5Hamanitra na hamaimbo: Mandraraka ny fofon' ireo vonindraozy ireo. 6Laza soa na laza ratsy: Mandre fofondratsy momba anao aho ~ Vao nandre ny fofony ny fahavalo dia riatra nandositra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7an odor.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8odeur, vapeur.
[1.8] 9L'odeur des fleurs, leur parfum. 10« Mandraraka ny fofon'ireo vonindraozy ireo », « l'odeur de ces roses embaumes l'air » (Malzac). 11Pour les odeurs désagréables et naturelles, on dit maimbo. 12Par contre, on emploie fofona pour les produits chimiques, artificiels, même s'ils sentent mauvais : ex. 13fofon'ny amoniaka. 14Dans ce cas, pour une substance chimique telle que le scatol, on dira même fofompivalanana, « odeur d'excrément », parce qu'il s'agit d'un produit artificiel.. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
15 tsy fofona maimbo manahirana ny aty, nefa mahafenofeno izaitsizy
[2.470]
16 Loza ny fofona, namonto ny fitafiany sy ny tenany ny nana avy amin' ilay zaza maty [2.472] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 25 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 26Fikambanana 15 amin' io teny io |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|