Teny iditra |
mantsina
(hantsina)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
[ mantsiña ] Maimbo [1.78]
|
| Ratsy fofona aoka izany toy ny fofona lamokan' atody vaky Jereo maimbo
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Stinking offensively. For derivatives see under mantsina.
[1.2]
|
| Stinking [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Puant [1.8]
|
| Puant, à odeur nauséabonde [1.196]
|
Ohatra |
1 | Misy koa anefa toerana mantsina be.
[2.442]
|
2 | Ny làlana sarotra, ny fitana lalina, ny ala mantsina, tsy mampahavoroka ny avokavoka fa na dia ny fanahy aza!
[2.270]
|
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana |
|