|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manomboka
Fototeny  2tomboka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao ny fiandohany: Tamin' ny valo aho no nanomboka ny entimodiko.
5Manao voalohany: Iza no nanomboka ady taminareo roa lahy.
6Miandoha, tonga ny fiandohany: Manomboka sahady lahy ny fahavaratra. [1.1]
Ohatra  7 manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no matory. [2.470]
8 Amin' ny fito no manomboka ny asa, dia mijanona amin' ny iray. [2.472]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Mpanahaka  13 mamakylay, 14 mamakytantanamamakysarona, 15 mamaribody, 16 manandrana, 17 manantatra, 18 manaosatrany, 19 manintsanaavido, 20 mialafaditraahitra, 21 mialakopakopaka, 22 misantatra, 23 misavaranonando, 24 mitarika, 25 mitokana, 26 tongadiavavany

Teny iditra (2/2)27 manomboka
Fototeny  28tomboka
Sokajin-teny  29 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  30Manisy marika amin' ny vy mahamay, mitetika: Misy olona manomboka ny tarehiny any Afrika. [1.1]
Haiendriteny 
31 Ny ankehitriny :
32 Ny lasa :
33 Ny hoavy :
34 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  35 mambokona, 36 mambonoka, 37 mañakombo, 38 manomboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31