|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misantatra |
| Fototeny | 2santatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao namampiasa na mihinana zavatra (vary, voankazo...) vokatra voalohany: Ianao izao no hisantatra iny elo vao novidiko iny ~ Omaly izahay no nisantatra ny vary vokatra tamin' ity taona ity.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to taste the first-fruits.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6manger les prémices du riz; débuter.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 manatsitra, 12 misantatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|