|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangorintsina |
| Fototeny | 2horintsina |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manaikitra izaitsizy hatrany amin' ny aty tsoka: Mangorintsina izany hatsiaka izany.
5Mahatsiaro marary mafy: Nangorintsina ny sandriko voadonan' ny oaravarana. 6Mahatsiaro marary noho ny feo mafy maranitra (sofina): Mangorintsina ny sofina amin' ny kiakiakan' ireo ankizy ireo fa roahy any ireo. 7Mangovitra, mihoron-koditra: Nangorintsina iray ihany ny tenako nahita ny nifandonan' ireo fiarakodia anankiroa. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8ressentir une douleur piquante, vive, mais interne comme celle de la goutte; causer une douleur vive et interne.
[1.3] |
| Voambolana | 9 Fahasalamana |
| Mpanahaka | 10 mangintsina, 11 migina, 12 mikiririoka |
| Kamban-teny rehetra | 13mangorintsina mamolivoly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|