|
|
|
|

Teny iditra1 migina
Fototeny  2gina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Marenina: Migina ny sofiko amin' ny tabataba ataon' ireo ankizy ireo.
5Manao ditra, mikiribiby: Migina mivoaka foana izy na dia efa rarana aza.
6(rafitra) Miady tsara, mikaona tsara: Tsy migina ny rafitr' ity latabatra ity ka izany no mampitolilalila azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be deafened by too loud a sound.. [1.2]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  11migin-kazo

Fivaditsoratra  12 miangy, 13 migina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08