|
|
|
|

Teny iditra1 mikiririoka
Fototeny  2kiririoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mikiakiaka amim-peo avo sy mafy: Mikiririoka manharenin-tsofina ireo ankizy ireo.
5Mangintsina, migina: Mikiririoka ny sofiko azon' ny feon' ity masinina ity. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12